ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Fitomaniana Ezekiela Daniela Hosea Joela Amosa Obadia Jona Mika Nahoma Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 Bokin’ny Mpanjaka Voalohany Toko 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 16 17 18 19 20 21 22 Topy Maso 1 Davida sy Abisaga (1-4) Te ho lasa mpanjaka i Adonia (5-10) Ny zavatra nataon’i Natana sy Batseba (11-27) Nasain’i Davida nohosorana ho mpanjaka i Solomona (28-40) Nandositra nankeo amin’ny alitara i Adonia (41-53) 2 Nanafatrafatra an’i Solomona i Davida (1-9) Maty i Davida; lasa mpanjaka i Solomona (10-12) Maty i Adonia noho ny tetika nataony (13-25) Nasaina niverina tany amin’ny taniny i Abiatara; novonoina i Joaba (26-35) Novonoina i Simey (36-46) 3 Nalain’i Solomona ho vady ny zanakavavin’i Farao (1-3) Niseho tamin’i Solomona tao amin’ny nofy i Jehovah (4-15) Nangataka fahendrena i Solomona (7-9) Nitsara renim-pianakaviana roa i Solomona (16-28) 4 Ireo manam-pahefana tao amin’ny fanjakan’i Solomona (1-19) Niadana ny olona nandritra ny fitondran’i Solomona (20-28) Nilamina tsara ny olona teny ambany voaloboka sy aviavy (25) Ny fahendren’i Solomona sy ny ohabolana nataony (29-34) 5 Nanome fitaovana hanorenana i Hirama Mpanjaka (1-12) Nampiantso olona hiasa i Solomona (13-18) 6 Nanorina ny tempoly i Solomona (1-38) Efitra anatiny indrindra (19-22) Kerobima (23-28) Sary sokitra, varavarana, tokotany anatiny (29-36) Vita ny tempoly rehefa afaka fito taona teo ho eo (37, 38) 7 Ny lapan’i Solomona (1-12) Nalaina mba hanampy an’i Solomona i Hirama, ary tena nahay izy (13-47) Andry varahina roa (15-22) Fitoeran-drano varahina nantsoina hoe Ranomasina (23-26) Kalesy sy kovetabe varahina folo (27-39) Vita ireo fitaovana volamena (48-51) 8 Nentina tao amin’ny tempoly ny Vata masina (1-13) Nikabary tamin’ny vahoaka i Solomona (14-21) Vavak’i Solomona tamin’ny fitokanana ny tempoly (22-53) Nitso-drano ny vahoaka i Solomona (54-61) Sorona sy fety tamin’ny fitokanana (62-66) 9 Niseho tamin’i Solomona indray i Jehovah (1-9) Fanomezana nomen’i Solomona an’i Hirama Mpanjaka (10-14) Tetikasa nataon’i Solomona (15-28) 10 Nitsidika an’i Solomona ny mpanjakavavin’i Sheba (1-13) Ny harem-ben’i Solomona (14-29) 11 Voatariky ny vadin’i Solomona ny fony (1-13) Mpanohitra an’i Solomona (14-25) Nampanantenaina i Jeroboama hoe hahazo foko folo (26-40) Maty i Solomona; natao mpanjaka i Rehoboama (41-43) 12 Valin-teny henjana nomen’i Rehoboama (1-15) Nikomy ny foko folo (16-19) Natao mpanjakan’ny Israely i Jeroboama (20) Tsy navela hiady tamin’ny Israely i Rehoboama (21-24) Namorona fivavahana tamin’ny zanak’omby i Jeroboama (25-33) 13 Faminaniana momba an’izay hanjo ny alitara tao Betela (1-10) Nitresaka ny alitara (5) Tsy nankatò ilay lehilahin’Andriamanitra (11-34) 14 Faminanian’i Ahia momba an’izay hanjo an’i Jeroboama (1-20) Lasa mpanjakan’ny Joda i Rehoboama (21-31) Nanafika i Sisaka (25, 26) 15 Abiama, mpanjakan’ny Joda (1-8) Asa, mpanjakan’ny Joda (9-24) Nadaba, mpanjakan’ny Israely (25-32) Basa, mpanjakan’ny Israely (33, 34) 16 Nanameloka an’i Basa i Jehovah (1-7) Elaha, mpanjakan’ny Israely (8-14) Zimry, mpanjakan’ny Israely (15-20) Omry, mpanjakan’ny Israely (21-28) Ahaba, mpanjakan’ny Israely (29-33) Nanorina indray an’i Jeriko i Hiela (34) 17 Nilaza i Elia mpaminany fa hisy hain-tany (1) Nitondra sakafo ho an’i Elia ny goaika (2-7) Nankany amin’ny vehivavy mpitondratena tany Zarefata i Elia (8-16) Maty ny zanakalahin’ilay mpitondratena ary natsangana (17-24) 18 Nihaona tamin’i Obadia sy Ahaba i Elia (1-18) Elia nifanandrina tamin’ny mpaminanin’i Bala tao Karmela (19-40) ‘Niroaroa saina’ (21) Tapitra ilay hain-tany telo taona sy tapany (41-46) 19 Nandositra i Elia satria tezitra be taminy i Jezebela (1-8) Niseho tamin’i Elia tao Horeba i Jehovah (9-14) Nasaina nohosoran’i Elia i Hazaela, Jeho, Elisa (15-18) Voatendry handimby an’i Elia i Elisa (19-21) 20 Niady tamin’i Ahaba ny Syrianina (1-12) Resin’i Ahaba ny Syrianina (13-34) Faminaniana momba an’izay hanjo an’i Ahaba (35-43) 21 Notsiriritin’i Ahaba ny tanimboalobok’i Nabota (1-4) Nanao tetika hamonoana an’i Nabota i Jezebela (5-16) Ny tenin’i Elia momba an’izay hanjo an’i Ahaba (17-26) Nanetry tena i Ahaba (27-29) 22 Nanao fifanekena tamin’i Ahaba i Josafata (1-12) Naminany i Mikaia hoe ho resy ny Israely (13-28) Nasaina namitaka an’i Ahaba ny anjely iray (21, 22) Maty tany Ramota-gileada i Ahaba (29-40) Lasa mpanjakan’ny Joda i Josafata (41-50) Ahazia, mpanjakan’ny Israely (51-53) Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara 1 Mpanjaka—Topy Maso NY SORATRA MASINA—FANDIKAN-TENIN’NY TONTOLO VAOVAO 1 Mpanjaka—Topy Maso Malagasy 1 Mpanjaka—Topy Maso https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1001061100/univ/wpub/1001061100_univ_sqr_xl.jpg nwt 1 Mpanjaka p. 523-524