Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ny Taratasy ho An’ny Hebreo

Toko

1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13

Topy Maso

  • 1

    • Miteny amin’ny alalan’ny Zanany Andriamanitra (1-4)

    • Ambony noho ny anjely ny Zanaka (5-14)

  • 2

    • Vao mainka isika mila mitandrina kokoa (1-4)

    • Nasaina nanaiky an’i Jesosy ny zava-drehetra (5-9)

    • Jesosy sy ny rahalahiny (10-18)

      • Ilay Mpitarika Lehibe Indrindra mitondra famonjena (10)

      • Mpisoronabe mamindra fo (17)

  • 3

    • Lehibe noho i Mosesy i Jesosy (1-6)

      • Andriamanitra no nanao ny zava-drehetra (4)

    • Tandremo sao lasa tsy mino (7-19)

      • “Raha mihaino ny feony ianareo anio” (7, 15)

  • 4

    • Raha tsy miditra amin’ny fitsaharan’Andriamanitra (1-10)

    • Andao hiditra amin’ny fitsaharan’Andriamanitra (11-13)

      • Velona ny tenin’Andriamanitra (12)

    • Jesosy, ilay mpisoronabe ambony (14-16)

  • 5

    • Ambony noho ny mpisoronabe olombelona i Jesosy (1-10)

      • Hoatran’i Melkizedeka (6, 10)

      • Nianatra nankatò avy tamin’ny zavatra niaretany (8)

      • Nahatonga an’izay mankatò ho voavonjy mandrakizay (9)

    • Mitandrema sao tsy mety lasa matotra (11-14)

  • 6

    • Andao hiezaka handroso haingana mba ho matotra (1-3)

    • Fantsihana eo amin’ny tsato-kazo indray ny Zanaka (4-8)

    • Matokia fa ho tanteraka ny zavatra antenainareo (9-12)

    • Azo antoka ny fampanantenan’Andriamanitra (13-20)

      • Tsy miova ny fampanantenan’Andriamanitra sy ny fianianany (17, 18)

  • 7

    • Miavaka i Melkizedeka, satria mpanjaka sady mpisorona (1-10)

    • Mpisoronabe ambony lavitra i Kristy (11-28)

      • Afaka mamonjy tanteraka i Kristy (25)

  • 8

    • Tranolay, aloky ny zavatra any an-danitra (1-6)

    • Fifanekena taloha sy fifanekena vaovao (7-13)

  • 9

    • Fanompoana masina tao amin’ny toerana masina tetỳ an-tany (1-10)

    • Niditra tany an-danitra i Kristy nitondra ny rany (11-28)

      • Mpanelanelana amin’ny fifanekena vaovao (15)

  • 10

    • Tsy mahavita manala ny ota ny sorona biby (1-4)

      • Aloka fotsiny ny Lalàna (1)

    • Nanao sorona indray mandeha fotsiny i Kristy (5-18)

    • Lalana vaovao nosokafana (19-25)

      • Aza mahafoy ny fiarahantsika mivory (24, 25)

    • Mitandrema sao manao fanahy iniana manota (26-31)

    • Tokony ho sahy hiteny sy hanam-pinoana raha te hiaritra (32-39)

  • 11

    • Ny atao hoe finoana (1, 2)

    • Olona nanam-pinoana (3-40)

      • Tsy afaka mampifaly an’Andriamanitra izay tsy manam-pinoana (6)

  • 12

    • Jesosy, ilay Mpandavorary ny finoantsika (1-3)

      • Vavolombelona be dia be toy ny rahona (1)

    • Aza atao tsinontsinona ny famaizan’i Jehovah (4-11)

    • Ataovy mahitsy ny lalana halehan’ny tongotrareo (12-17)

    • Manatona an’i Jerosalema any an-danitra (18-29)

  • 13

    • Fandrisihana sy firarian-tsoa (1-25)

      • Aza hadinoina ny mandray vahiny (2)

      • Aoka ho mendri-kaja ny fanambadiana (4)

      • Ankatoavy ireo mitarika eo aminareo (7, 17)

      • Manaova sorona fiderana (15, 16)