Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Bokin’i Jona

Toko

1 2 3 4

Topy Maso

  • 1

    • Nandositra an’i Jehovah i Jona (1-3)

    • Nandefa tafio-drivotra narahin’oram-baratra i Jehovah (4-6)

    • I Jona no nahatonga an’ilay loza (7-13)

    • Natsipy tany anaty ranomasina i Jona (14-16)

    • Nisy trondro ngezabe nitelina an’i Jona (17)

  • 2

    • Vavak’i Jona tao an-kibon’ilay trondro (1-9)

    • Naloan’ilay trondro teo amin’ny tany maina i Jona (10)

  • 3

    • Nankatò an’i Jehovah i Jona dia nankany Ninive (1-4)

    • Nibebaka ny olona tao Ninive rehefa naheno ny hafatr’i Jona (5-9)

    • Tapa-kevitra Andriamanitra hoe tsy handrava an’i Ninive (10)

  • 4

    • Tezitra i Jona dia te ho faty (1-3)

    • Nampianatra an’i Jona hamindra fo i Jehovah (4-11)

      • “Rariny ve raha tezitra be hoatr’izao ianao?” (4)

      • Nampiasa voatavomonta i Jehovah hampianarana azy (6-10)