Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ny Taratasy ho An’ny Kolosianina

Toko

1 2 3 4

Topy Maso

  • 1

    • Fiarahabana (1, 2)

    • Fisaorana noho ny finoan’ny Kolosianina (3-8)

    • Nangataka i Paoly mba handroso ara-panahy izy ireo (9-12)

    • Ny anjara asan’i Kristy (13-23)

    • Niasa mafy i Paoly mba hahasoa ny fiangonana (24-29)

  • 2

    • Kristy, ilay zava-miafina masin’Andriamanitra (1-5)

    • Mitandrema amin’ny mpamitaka (6-15)

    • Ny tena izy dia i Kristy (16-23)

  • 3

    • Ny toetra taloha sy ny toetra vaovao (1-17)

      • Vonoy ny fanirian-dratsy (5)

      • Toy ny tady tonga lafatra mampifamatotra antsika ny fitiavana (14)

    • Torohevitra ho an’ny fianakaviana (18-25)

  • 4

    • Torohevitra ho an’ny tompo (1)

    • “Mahareta amin’ny vavaka” (2-4)

    • Manehoa fahendrena rehefa mifandray amin’ny olona eny ivelany (5, 6)

    • Firarian-tsoa (7-18)