Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ny Filazantsara Nosoratan’i Lioka

Toko

Topy Maso

  • 1

    • Nosoratana ho an’i Teofilo (1-4)

    • Nilaza i Gabriela fa ho teraka i Jaona Mpanao Batisa (5-25)

    • Nilaza i Gabriela fa ho teraka i Jesosy (26-38)

    • Nitsidika an’i Elizabeta i Maria (39-45)

    • Nankalaza an’i Jehovah i Maria (46-56)

    • Teraka i Jaona, dia nomena anarana (57-66)

    • Faminanian’i Zakaria (67-80)

  • 2

    • Teraka i Jesosy (1-7)

    • Nisy anjely niseho tamin’ny mpiandry ondry (8-20)

    • Famorana sy fidiovana (21-24)

    • Nahita an’i Kristy i Simeona (25-35)

    • Niresaka momba an’ilay zaza i Ana (36-38)

    • Niverina tany Nazareta (39, 40)

    • Jesosy, 12 taona, tao amin’ny tempoly (41-52)

  • 3

    • Hanomboka ny asan’i Jaona (1, 2)

    • Nitory i Jaona hoe tokony hatao batisa ny olona (3-20)

    • Natao batisa i Jesosy (21, 22)

    • Tetirazan’i Jesosy Kristy (23-38)

  • 4

    • Naka fanahy an’i Jesosy ny Devoly (1-13)

    • Nanomboka nitory tany Galilia i Jesosy (14, 15)

    • Tsy tian’ny olona tao Nazareta i Jesosy (16-30)

    • Tao amin’ny synagoga tao Kapernaomy (31-37)

    • Nositranina ny rafozambavin’i Simona sy ny olon-kafa (38-41)

    • Nahita an’i Jesosy tany amin’ny toerana mitokana ny vahoaka (42-44)

  • 5

    • Nahazo trondro tamin’ny fomba mahagaga; mpianatra voalohany (1-11)

    • Boka nositranina (12-16)

    • Malemy nositranin’i Jesosy (17-26)

    • Niantso an’i Levy i Jesosy (27-32)

    • Resaka fifadian-kanina (33-39)

  • 6

    • “Tompon’ny Sabata” i Jesosy (1-5)

    • Lehilahy maty tanana nositranina (6-11)

    • Ny apostoly 12 (12-16)

    • Nampianatra sy nanasitrana i Jesosy (17-19)

    • Ny olona sambatra sy ny olona hahita loza (20-26)

    • Tiavo ny fahavalo (27-36)

    • Aza mitsara intsony (37-42)

    • Ny voany no amantarana azy (43-45)

    • Trano tsara orina; trano ratsy fototra (46-49)

  • 7

    • Manamboninahitra nanam-pinoana (1-10)

    • Natsangan’i Jesosy ny zanakalahin’ilay vehivavy maty vady tao Naina (11-17)

    • Teny fiderana an’i Jaona Mpanao Batisa (18-30)

    • Nomelohina ny taranaka tsy mety miova (31-35)

    • Navela ny helok’ilay vehivavy mpanota (36-50)

      • Fanoharana momba an’ireo nananan’olona trosa (41-43)

  • 8

    • Vehivavy niaraka tamin-dry Jesosy (1-3)

    • Fanoharana momba ny mpamafy (4-8)

    • Antony nanaovan’i Jesosy fanoharana (9, 10)

    • Ny dikan’ilay fanoharana momba ny mpamafy (11-15)

    • Tsy tokony hosaronana ny jiro (16-18)

    • Ny renin’i Jesosy sy ny rahalahiny (19-21)

    • Nampitony tafio-drivotra i Jesosy (22-25)

    • Nalefan’i Jesosy tao amin’ny andian-kisoa ny demonia (26-39)

    • Zanakavavin’i Jairo; vehivavy nikasika ny akanjon’i Jesosy (40-56)

  • 9

    • Nahazo toromarika momba ny fanompoana izy 12 Lahy (1-6)

    • Very hevitra momba an’i Jesosy i Heroda (7-9)

    • Nanome sakafo ho an’olona 5 000 i Jesosy (10-17)

    • Fantatr’i Petera hoe iza no Kristy (18-20)

    • Nolazain’i Jesosy mialoha hoe hovonoina ho faty izy (21, 22)

    • Ny tena mpanara-dia an’i Jesosy (23-27)

    • Fiovan-tarehy (28-36)

    • Nositranina ny ankizilahy iray nisy demonia (37-43a)

    • Noresahin’i Jesosy indray hoe hovonoina ho faty izy (43b-45)

    • Nifamaly ireo mpianatra hoe iza no lehibe indrindra (46-48)

    • Izay tsy manohitra antsika dia manohana antsika (49, 50)

    • Tanànan’ny Samaritanina tsy nety nandray an’i Jesosy (51-56)

    • Izay tokony hatao raha te hanara-dia an’i Jesosy (57-62)

  • 10

    • Naniraka 70 lahy i Jesosy (1-12)

    • Hahita loza ireo tanàna tsy mibebaka (13-16)

    • Niverina ireo mpianatra 70 (17-20)

    • Noderain’i Jesosy ny Rainy satria tia an’izay manetry tena (21-24)

    • Fanoharana momba an’ilay Samaritanina tsara fanahy (25-37)

    • Nitsidika an’i Marta sy Maria i Jesosy (38-42)

  • 11

    • Fomba fivavaka (1-13)

      • Vavaka modely (2-4)

    • Rantsantanan’Andriamanitra no amoahana demonia (14-23)

    • Fanahy maloto niverina (24-26)

    • Ny tena mahasambatra (27, 28)

    • Famantarana ny amin’i Jona (29-32)

    • Jiron’ny vatana (33-36)

    • Hahita loza ny mpivavaka mihatsaravelatsihy (37-54)

  • 12

    • Lalivain’ny Fariseo (1-3)

    • Andriamanitra no atahory, fa tsy olona (4-7)

    • Manaiky hoe mpianatr’i Kristy (8-12)

    • Fanoharana momba an’ilay lehilahy mpanankarena tsy misaina (13-21)

    • Aza manahy intsony (22-34)

      • Ondry vitsy (32)

    • Mila miambina (35-40)

    • Mpanompo mendri-pitokisana sy tsy mendri-pitokisana (41-48)

    • Tsy hampisy fihavanana fa fisaratsarahana (49-53)

    • Ilaina ny mandinika an’izay mitranga (54-56)

    • Miezaka hifandamina (57-59)

  • 13

    • Mibebaha sao ho ringana (1-5)

    • Fanoharana momba ny aviavy tsy namoa (6-9)

    • Vehivavy nanjoko nositranina tamin’ny Sabata (10-17)

    • Fanoharana momba ny voan-tsinapy sy ny lalivay (18-21)

    • Mila miezaka miditra amin’ny varavarana tery (22-30)

    • Heroda, “iny amboadia fetsy iny” (31-33)

    • Nitomany an’i Jerosalema i Jesosy (34, 35)

  • 14

    • Lehilahy voan’ny aretina manirano nositranina tamin’ny Sabata (1-6)

    • Mila manetry tena rehefa asaina (7-11)

    • Asao izay tsy afaka mamaly ny nataonao (12-14)

    • Fanoharana momba an’ireo nasaina nefa nitady fialan-tsiny (15-24)

    • Manao kajy an’izay hotakina amin’ny mpianatra (25-33)

    • Sira lasa matsatso (34, 35)

  • 15

    • Fanoharana momba an’ilay ondry very (1-7)

    • Fanoharana momba an’ilay vola madinika very (8-10)

    • Fanoharana momba an’ilay zanaka adala (11-32)

  • 16

    • Fanoharana momba an’ilay mpanompo tsy marina (1-13)

      • ‘Izay mendri-pitokisana amin’ny zavatra kely dia mendri-pitokisana amin’ny zavatra lehibe’ (10)

    • Ny Lalàna sy ny Fanjakan’Andriamanitra (14-18)

    • Fanoharana momba ny lehilahy iray mpanankarena sy Lazarosy (19-31)

  • 17

    • Fanafintohinana, famelan-keloka, finoana (1-6)

    • Mpanompo fotsiny ihany (7-10)

    • Boka folo nositranina (11-19)

    • Ny fahatongavan’ny Fanjakan’Andriamanitra (20-37)

      • “Eo afovoanareo” ny Fanjakan’Andriamanitra (21)

      • “Tsarovy ny vadin’i Lota” (32)

  • 18

    • Fanoharana momba an’ilay mpitondratena be fikirizana (1-8)

    • Ilay Fariseo sy ilay mpamory hetra (9-14)

    • Jesosy niaraka tamin’ny zaza (15-17)

    • Fanontanian’ny mpitondra iray nanan-karena (18-30)

    • Noresahin’i Jesosy indray hoe hovonoina ho faty izy (31-34)

    • Mpangataka jamba lasa nahita (35-43)

  • 19

    • Nitsidika an’i Zakaiosy i Jesosy (1-10)

    • Fanoharana momba ny folo mina (11-27)

    • Niditra tamim-boninahitra tao Jerosalema i Jesosy (28-40)

    • Nitomany an’i Jerosalema i Jesosy (41-44)

    • Nodiovin’i Jesosy ny tempoly (45-48)

  • 20

    • Avy amin’iza ny fahefan’i Jesosy? (1-8)

    • Fanoharana momba an’ireo mpamboly namono olona (9-19)

    • Andriamanitra sy Kaisara (20-26)

    • Fanontaniana momba ny fitsanganana amin’ny maty (27-40)

    • Zanak’i Davida ve i Kristy? (41-44)

    • Mitandrema amin’ny mpanora-dalàna (45-47)

  • 21

    • Nanome vola madinika roa ilay mpitondratena mahantra (1-4)

    • FAMANTARANA NY AMIN’IZAY HITRANGA (5-36)

      • Ady, horohoron-tany lehibe, areti-mandringana, mosary (10, 11)

      • Miaramila manodidina an’i Jerosalema (20)

      • Fotoana voatondro ho an’ny hafa firenena (24)

      • Fiavian’ny Zanak’olona (27)

      • Fanoharana momba ny aviavy (29-33)

      • Miambena foana (34-36)

    • Nampianatra tao amin’ny tempoly i Jesosy (37, 38)

  • 22

    • Nitetika ny hamono an’i Jesosy ny mpisorona (1-6)

    • Fanomanana ny Paska farany (7-13)

    • Ny Sakafo Harivan’ny Tompo voalohany (14-20)

    • ‘Eto amiko, eto an-databatra, ilay hamadika ahy’ (21-23)

    • Nifamaly be hoe iza no lehibe indrindra (24-27)

    • Nanao fifanekena momba ny fanjakana i Jesosy (28-30)

    • Nilaza i Jesosy fa handa azy i Petera (31-34)

    • Mila miomana; sabatra roa (35-38)

    • Vavak’i Jesosy teo amin’ny Tendrombohitra Oliva (39-46)

    • Nosamborina i Jesosy (47-53)

    • Nanda an’i Jesosy i Petera (54-62)

    • Nesoina i Jesosy (63-65)

    • Teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy (66-71)

  • 23

    • Jesosy teo anatrehan’i Pilato sy Heroda (1-25)

    • Nofantsihana teo amin’ny tsato-kazo i Jesosy sy ny mpanao heloka bevava roa lahy (26-43)

      • “Hiaraka amiko any amin’ny Paradisa ianao” (43)

    • Maty i Jesosy (44-49)

    • Nalevina i Jesosy (50-56)

  • 24

    • Natsangana tamin’ny maty i Jesosy (1-12)

    • Teny an-dalana ho any Emaosy (13-35)

    • Niseho tamin’ny mpianany i Jesosy (36-49)

    • Niakatra tany an-danitra i Jesosy (50-53)