Bokin’ny Salamo
Toko
Topy Maso
-
-
Mpitsara manao ny rariny i Jehovah
-
‘Jehovah ô, tsarao aho’ (8)
-
-
-
-
Mitsangana i Jehovah mba hanao zavatra
-
Madio ny tenin’i Jehovah (6)
-
-
-
-
Vonjen’i Jehovah ny mpanjaka notendreny
-
Misy mitoky amin’ny kalesy sy soavaly, “fa isika kosa miantso ny anaran’i Jehovah” (7)
-
-
-
-
Miditra eo am-bavahady ilay Mpanjaka be voninahitra
-
“An’i Jehovah ny tany” (1)
-
-
-
-
Nohenoina ny vavak’ilay mpanao salamo
-
“I Jehovah no heriko sy ampingako” (7)
-
-
-
-
Fisaonana lasa fifaliana
-
Mandritra ny androm-piainana ny fankasitrahan’i Jehovah (5)
-
-
-
-
Vavaka fangatahana fanampiana rehefa voahodidin’ny fahavalo
-
“Andriamanitra no mpanampy ahy” (4)
-
-
-
-
Misy Andriamanitra mitsara ny tany
-
Vavaka atao mba hosazina ny ratsy fanahy (6-8)
-
-
-
-
Tilikambo mafy miaro amin’ny fahavalo i Jehovah
-
‘Hivahiny ao an-tranolainao aho’ (4)
-
-
-
-
Fiarovana amin’izay manafika an-tsokosoko
-
‘Hotifirin’Andriamanitra ireny’ (7)
-
-
-
-
Fangatahana fanampiana haingana
-
“Vonjeo haingana aho” (5)
-
-
-
-
Mitsara araka ny rariny Andriamanitra
-
Hisotro amin’ny kaopin’i Jehovah ny ratsy fanahy (8)
-
-
-
-
Fikarakaran’i Jehovah; tsy nanam-pinoana ny Israely
-
-
-
Ziona, tanànan’ilay tena Andriamanitra
-
Ireo teraka tany Ziona (4-6)
-
-
-
-
Mpamonjy sy Mpitsara manao ny rariny i Jehovah
-
Nampahafantarina ny famonjen’i Jehovah (2, 3)
-
-
-
-
Asehon’i Jehovah amin’ny vahoakany hoe tsy mivadika izy
-
-
-
Misaora an’i Jehovah noho ny zavatra mahatalanjona nataony
-
-
-
Asaina midera an’i Jehovah ny firenena rehetra
-
Tena tia antsika sy tsy mivadika amintsika i Jehovah (2)
-
-
-
-
Fankasitrahana ny tenin’Andriamanitra
-
“Inona no tokony hataon’ny tanora raha te hanao ny tsara foana izy?” (9)
-
“Mahafinaritra ahy ny fampahatsiahivanao” (24)
-
“Tiako erỳ ny lalànao!” (97)
-
“Lalin-tsaina kokoa noho ny mpampianatra ahy rehetra” (99)
-
“Jiro ho an’ny tongotro ny teninao” (105)
-
“Fahamarinana no votoatin’ny teninao” (160)
-
Miadana ireo tia ny lalàn’i Jehovah (165)
-
-
-
-
Nisy namely fa tsy resy
-
Menatra ireo mankahala an’i Ziona (5)
-
-
-
-
Afa-po toy ny zaza efa nisara-nono
-
Tsy mikatsaka zavatra ambony loatra (1)
-
-
-
-
Midera an’i Jehovah mandritra ny alina
-
“Ho masina rehefa manandra-tanana hivavaka” (2)
-
-