A7-B
Ny Zava-nisongadina Tamin’ny Fiainan’i Jesosy Teto An-tany—Fanombohan’ny Fanompoan’i Jesosy
FOTOANA |
TOERANA |
ZAVA-NITRANGA |
MATIO |
MARKA |
LIOKA |
JAONA |
---|---|---|---|---|---|---|
Fararano taona 29 |
Reniranon’i Jordana, mety ho tany Betania na teo akaikiny, ampitan’i Jordana |
Natao batisa i Jesosy, ary voahosotry ny fanahy; nantsoin’i Jehovah hoe Zanany, ilay ankasitrahany |
||||
Tany Efitr’i Jodia |
Nalain’ny Devoly fanahy |
|||||
Betania ampitan’i Jordana |
Nantsoin’i Jaona Mpanao Batisa hoe Zanak’ondrin’Andriamanitra i Jesosy; nanomboka nahazo mpianatra i Jesosy |
|||||
Kana any Galilia; Kapernaomy |
Fahagagana voalohany, tamin’ny fampakaram-bady: Nanova ny rano ho divay; nitsidika an’i Kapernaomy |
|||||
Paska taona 30 |
Jerosalema |
Nanadio ny tempoly |
||||
Niresaka tamin’i Nikodemosy |
||||||
Jodia; Ainona |
Nankany ambanivohitr’i Jodia, nanao batisa ny mpianany; nitory farany momba an’i Jesosy i Jaona |
|||||
Tiberiasy; Jodia |
Nogadraina i Jaona; nankany Galilia i Jesosy |
|||||
Sykara any Samaria |
Teny an-dalana hankany Galilia, nampianatra an’ireo Samaritanina |