A7-E
Ny Zava-nisongadina Tamin’ny Fiainan’i Jesosy Teto An-tany—Fanompoana Nataon’i Jesosy Tany Galilia (Fizarana 2)
FOTOANA |
TOERANA |
ZAVA-NITRANGA |
MATIO |
MARKA |
LIOKA |
JAONA |
---|---|---|---|---|---|---|
Taona 31 na 32 |
Faritr’i Kapernaomy |
Nanao fanoharana momba ilay Fanjakana i Jesosy |
||||
Ranomasin’i Galilia |
Nampitony rivo-mahery avy teny ambony sambokely |
|||||
Faritr’i Gadara |
Nandefa demonia tao amin’ny kisoa |
|||||
Angamba tany Kapernaomy |
Nanasitrana vehivavy nandeha ra; nanangana ny zanakavavin’i Jairo |
|||||
Kapernaomy (?) |
Nanasitrana jamba sy moana |
|||||
Nazareta |
Tsy nandray tsara azy indray ny olona tao an-tanànany |
|||||
Galilia |
Nitory fanintelony tany Galilia; naniraka ny apostoly mba hampandrosoana ny asa |
|||||
Tiberiasy |
Notapahina ny lohan’i Jaona Mpanao Batisa; very hevitra i Heroda noho ny amin’i Jesosy |
|||||
Taloha kelin’ny Paska taona 32 (Jn 6:4) |
Kapernaomy (?); avaratratsinanan’ny Ranomasin’i Galilia |
Avy nitory ny apostoly; nanome sakafo olona 5000 mahery i Jesosy |
||||
Avaratratsinanan’ny Ranomasin’i Galilia; Genesareta |
Saika hataon’ny olona mpanjaka i Jesosy; nandeha teny ambony ranomasina; nanasitrana |
|||||
Kapernaomy |
Ilay “mofon’aina”; betsaka no tafintohina ka tsy nanaraka azy intsony |
|||||
Taorian’ny Paska taona 32 |
Angamba tany Kapernaomy |
Nanameloka ny fomban-drazana |
||||
Fenisia; Dekapolisy |
Nanasitrana ny zanakavavin’ny vehivavy syrianina-fenisianina; nanome sakafo olona 4000 mahery |
|||||
Magadana |
Tsy misy famantarana afa-tsy ny famantarana ny amin’i Jona |