A7-I
Ny Zava-nisongadina Tamin’ny Fiainan’i Jesosy Teto An-tany—Fanompoana Farany Nataon’i Jesosy Tany Jerosalema (Fizarana 2)
FOTOANA |
TOERANA |
ZAVA-NITRANGA |
MATIO |
MARKA |
LIOKA |
JAONA |
---|---|---|---|---|---|---|
14 Nisana |
Jerosalema |
Nampahafantarin’i Jesosy fa mpamadika i Jodasy ka noroahiny |
||||
Nanomboka ny Sakafo Harivan’ny Tompo izy (1Ko 11:23-25) |
||||||
Nilaza izy fa handa azy i Petera ary hiparitaka ny apostoly |
||||||
Nampanantena mpanampy; fanoharana: Tena voaloboka; didy momba ny fitiavana; vavaka farany niaraka tamin’ny apostoly |
||||||
Getsemane |
Nitebiteby be tao an-jaridaina; ny namadihana sy nisamborana an’i Jesosy |
|||||
Jerosalema |
Teo anatrehan’i Anasy, Kaiafa, Fitsarana Avo Jiosy; nanda azy i Petera |
|||||
Nananton-tena i Jodasy mpamadika (As 1:18, 19) |
||||||
Teo anatrehan’i Pilato, tany amin’i Heroda, tany amin’i Pilato indray |
||||||
Te hanafaka azy i Pilato, nefa naleon’ny Jiosy i Barabasy; voaheloka ho faty teo amin’ny hazo fijaliana |
||||||
(Zoma t. 3:00 tolakandro) |
Golgota |
Maty teo amin’ny hazo fijaliana |
||||
Jerosalema |
Nesorina teo amin’ny hazo fijaliana ny fatiny ary nalevina |
|||||
15 Nisana |
Jerosalema |
Nasian’ny mpisorona sy Fariseo mpiambina ny fasana sady nasiany tombo-kase |
||||
16 Nisana |
Jerosalema sy ny manodidina; Emaosy |
Natsangana tamin’ny maty i Jesosy; niseho indimy tamin’ny mpianatra |
||||
Taorian’ny 16 Nisana |
Jerosalema; Galilia |
Niseho imbetsaka tamin’ny mpianatra (1Ko 15:5-7; As 1:3-8); nanome toromarika; naniraka an-dry zareo hampianatra olona |
||||
25 Iara |
Tendrombohitra Oliva, akaikin’i Betania |
Niakatra tany an-danitra i Jesosy, 40 andro taorian’ny nananganana azy (As 1:9-12) |