A7-A
Ny Zava-nisongadina Tamin’ny Fiainan’i Jesosy Teto An-tany—Talohan’ny Fanompoan’i Jesosy
Ny Filazantsara Efatra Araka ny Fotoana Nisehoany
Asehon’ny sarintany ireo toerana nitorian’i Jesosy sy nandalovany. Manondro ny toerana nalehany ireo filesy, fa tsy hoe iny ara-bakiteny akory ny lalana narahiny. Midika hoe “tany ho any amin’ny” ny hoe “t.”
Talohan’ny fanompoan’i Jesosy
FOTOANA |
TOERANA |
ZAVA-NITRANGA |
MATIO |
MARKA |
LIOKA |
JAONA |
---|---|---|---|---|---|---|
3 T.K. |
Jerosalema, tempoly |
Nilaza tamin’i Zakaria ny anjely Gabriela fa ho teraka i Jaona Mpanao Batisa |
||||
t. 2 T.K. |
Nazareta; Jodia |
Nilaza tamin’i Maria ny anjely Gabriela fa ho teraka i Jesosy; nitsidika an’i Elizabeta havany i Maria |
||||
2 T.K. |
Havoanan’i Jodia |
Teraka i Jaona Mpanao Batisa ary nomena anarana; naminany i Zakaria; nipetraka tany an-tany efitra i Jaona |
||||
2 T.K., t. 1 Okt. |
Betlehema |
Teraka i Jesosy; ‘lasa nofo aman-dra ny Teny’ |
||||
Akaikin’i Betlehema; Betlehema |
Anjely nilaza vaovao tsara tamin’ny mpiandry ondry; anjely nidera an’Andriamanitra; namangy an’ilay zaza ireo mpiandry ondry |
|||||
Betlehema; Jerosalema |
Noforana i Jesosy (tamin’ny andro faha-8); nentin’ny ray aman-dreniny tao amin’ny tempoly (rehefa afaka 40 andro) |
|||||
1 T.K. na 1 A.K. |
Jerosalema; Betlehema; Ejipta; Nazareta |
Mpanandro nitsidika azy; nandositra tany Ejipta ry Josefa; Heroda namono zazalahikely; niverina avy tany Ejipta ry Josefa, ary nipetraka tao Nazareta |
||||
12 A.K., Paska |
Jerosalema |
Nanontany an’ireo mpampianatra tao amin’ny tempoly i Jesosy 12 taona |
||||
Nazareta |
Niverina tany Nazareta; nankatò ray aman-dreny foana; nianatra nandrafitra; nanana zanakalahy efatra hafa sy zanakavavy i Maria (Mt 13:55, 56; Mr 6:3) |
|||||
Lohataona taona 29 |
Tany efitra, Reniranon’i Jordana |
Nanomboka ny fanompoany i Jaona Mpanao Batisa |