B12-B
Ny Herinandro Farany Niainan’iJesosy Teto An-tany (Fizarana 2)
Jerosalema sy ny faritra manodidina
-
Tempoly
-
Zaridainan’i Getsemane (?)
-
Lapan’ny Governora
-
Tranon’i Kaiafa (?)
-
Lapa Fivahinian’i Heroda Antipasy (?)
-
Dobon’i Betizata
-
Dobon’i Siloama
-
Trano Nisy ny Fitsarana Avo Jiosy (?)
-
Golgota (?)
-
Akeldama (?)
Hijery ny daty: 12 Nisana | 13 Nisana | 14 Nisana | 15 Nisana | 16 Nisana
12 Nisana
FILENTEHAN’NY MASOANDRO
FIPOSAHAN’NY MASOANDRO
-
Nitokana niaraka tamin’ny mpianany
-
Nitady tetika hamadihana azy i Jodasy
FILENTEHAN’NY MASOANDRO
13 Nisana
FILENTEHAN’NY MASOANDRO
FIPOSAHAN’NY MASOANDRO
-
Nanomana ny Paska i Petera sy Jaona
-
Tonga i Jesosy sy ny apostoly hafa ny takariva
FILENTEHAN’NY MASOANDRO
14 Nisana
FILENTEHAN’NY MASOANDRO
-
Nihinana ny Paska niaraka tamin’ny apostoly
-
Nanasa ny tongotry ny apostoly
-
Nandroaka an’i Jodasy
-
Nanomboka ny Sakafo Harivan’ny Tompo izy
FIPOSAHAN’NY MASOANDRO
-
Teo anatrehan’ny Fitsarana Avo indray ( 8)
-
Nentina tany amin’i Pilato ( 3), avy eo tany amin’i Heroda ( 5), ary tany amin’i Pilato indray ( 3)
-
Voaheloka ho faty, ary novonoina tao Golgota ( 9)
-
Maty tamin’ny telo tolakandro tany ho any
-
Nesorina ny fatiny ary nalevina
FILENTEHAN’NY MASOANDRO
15 Nisana (Sabata)
FILENTEHAN’NY MASOANDRO
FIPOSAHAN’NY MASOANDRO
-
Nanaiky hanisy mpiambina teo amin’ny fasan’i Jesosy i Pilato
FILENTEHAN’NY MASOANDRO
16 Nisana
FIPOSAHAN’NY MASOANDRO
-
Natsangana tamin’ny maty
-
Niseho tamin’ny mpianany