Fahendrena
Inona no tokony hataontsika raha te hahazo ny tena fahendrena?
Aiza no ahitana ny tena fahendrena?
Nahoana no mety ny mangataka fahendrena amin’Andriamanitra?
-
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
-
2Ta 1:8-12—Nangataka fahendrena i Solomona Mpanjaka tamin’izy tanora, mba hahaizany hitondra ny vahoakan’Israely. Dia faly i Jehovah nanome azy an’izany
-
Oh 2:1-5—Oharina amin’ny harena miafina ny fahendrena sy ny fahiratan-tsaina ary ny fahaiza-mandinika. Tokony hiezaka hahazo an’ireo foana isika dia hampian’i Jehovah
-
Amin’ny alalan’iza no anomezan’i Jehovah antsika fahendrena, ary inona koa no ampiasainy?
Is 11:2; 1Ko 1:24, 30; 2:13; Ef 1:17; Kl 2:2, 3
-
Ohatra ao amin’ny Baiboly:
-
Oh 8:1-3, 22-31—Oharina amin’ny olona ny fahendrena, ary mety tsara ilazana ny Zanak’Andriamanitra, ilay lahimatoa amin’ny zavaboary rehetra
-
Mt 13:51-54—Tsy azon’ny ankamaroan’ny mpihaino an’i Jesosy hoe nahoana izy no nanam-pahendrena be, nefa izy fantatry ry zareo hatramin’ny mbola kely
-
Ahoana no ampisehoantsika hoe manana ny fahendrena avy amin’Andriamanitra isika?
Sl 111:10; Mpto 8:1; Jk 3:13-17
Jereo koa ny Sl 107:43; Oh 1:1-5
Nahoana no manampy sy miaro antsika ny fahendrena?
Nahoana no sarobidy ny fahendrena avy amin’Andriamanitra?
Jereo koa ny Jb 28:18
Nahoana no tsy mahasoa antsika ny mihaino ny fahendren’ny olona tsy miraharaha an’Andriamanitra?
1Ko 1:19, 20; 3:19; Kl 2:8; 1Ti 6:20
Jereo koa ny Mpto 12:11, 12; Ro 1:22, 23