7-13 Aprily
OHABOLANA 8
Hira 89 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. Henoy ny Fahendrena
(10 min.)
Antsoina hoe fahendrena i Jesosy, ary izy no “noforonin’i Jehovah voalohany” (Oh 8:1, 4, 22; cf 131 § 7)
Nitombo ny fahendren’i Jesosy sy ny fitiavany ny Rainy, nandritra ny fotoana lava be niarahany niasa taminy tamin’ny famoronana (Oh 8:30, 31; cf 131-132 § 8-9)
Mandray soa avy amin’ny fahendren’i Jesosy isika rehefa mihaino azy (Oh 8:32, 35; w09 15/4 31 § 14)
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Oh 8:1-3: Inona no dikan’ilay hoe “miantsoantso mafy be” foana ny fahendrena? (g 5/14 16 § 2-3)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Baiboly
(4 min.) Oh 8:22-36 (th lesona 10)
4. Rehefa Miverina Mitsidika
(4 min.) TSY ARA-POTOANA. Valio ny fanontanian’ilay olona momba an’izay zavatra mety ho hitany mandritra ny Fahatsiarovana, satria te hanatrika an’izany izy. (lmd lesona 9, hevitra 3)
5. Miresadresaha Aloha
(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Raiso tsara ny olona iray tonga hanatrika Fahatsiarovana satria nahita fanasana teo amin’ny varavarany. Rehefa mirava indray, dia valio ny fanontaniany. (lmd lesona 3, hevitra 5)
6. Hazavao ny Zavatra Inoanao
(5 min.) Lahateny. ijwbq lahatsoratra 160: Foto-kevitra: Nahoana i Jesosy no Antsoina hoe Zanak’Andriamanitra? (th lesona 1)
Hira 105
7. Zavatra Ilain’ny Fiangonana
(15 min.)
8. Fianarana Baiboly
(30 min.) ypq, Fanontaniana 3