MIFOHAZA! Novambra 2012 | Afaka ny Hahomby Ianao na Mitaiza Irery Aza!
Inona no nanampy an’ireo mitaiza irery hahomby na tsy mora aza izany?
MATOAN-DAHATSORATRA
Ho Vitanao Izany!
Maro ny ray na reny mahavita mitaiza irery ny zanany. Vakio ato izay nolazain’izy ireo.
MATOAN-DAHATSORATRA
Miezaha Hifampiresaka Tsara
Inona ny toro lalan’ny Baiboly hanampy anao hifampiresaka tsara foana amin’ny zanakao?
MATOAN-DAHATSORATRA
Fantaro Izay Tena Zava-dehibe
Fantaro izay tena zava-dehibe aminao sy ny zanakao ary iny atao laharam-pahamehana.
MATOAN-DAHATSORATRA
Manomeza Fitsipika Mazava Tsara
Tsy mora ny manome fitsipika mazava tsara ho an’ny zanakao. Ahoana no hahavitanao izany?
MATOAN-DAHATSORATRA
Ampio Izy Hanana Fitondran-tena Tsara
Inona no toro lalan’ny Baiboly hanampy anao hampianatra ny zanakao hanana fitondran-tena tsara?
MATOAN-DAHATSORATRA
Miantehera Amin’Andriamanitra
Tena miahy anareo mitaiza irery ve Andriamanitra? Maro no mahatsapa an’izany. Vakio ato ny tenin’izy ireo.
NISY NAMORONA VE?
Ny Kambon’ny Lalitra
Efa nieritreritra ve ianao hoe nahoana ny lalitra no sarotra samborina? Fantaro ny zavatra hitan’ny mpahay siansa.
Tanteraka ny Faminanian’ny Baiboly—Fizarana 7
Lazain’ny Baiboly fa tsy hisy intsony ny faharatsiana. Ahoana no hitrangan’izany ary rahoviana?
Ilay Vorona Manam-peo
Efa renao ve ny feon’ny huards? Fantaro ireo feo isan-karazany ananan’izy io.
MANONTANY NY TANORA
Inona no Hataoko fa Miady Saina Aho?
Fantaro ny tena mahatonga ny adin-tsaina sy izay azonao atao mba hiatrehana an’izany.
TANTARAM-PIAINANA
Tsy Nahafoy Ahy Mihitsy Izy Ireo!
Inona no nampiova ny lehilahy iray mahery setra sy tia toaka?
FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY
Mety ve ny Mampideradera Fananana?
Namana hoatran’ny ahoana no tianao? Namana tena tia anao sa tia ny fanananao fotsiny?
Mpanamboatra Milina Tena Nahay
Oviana no voalohany nisy milina azo baikoina? Mety hahagaga anao ny valin’izany.
Ahoana no Hahazoanao Izay Lazain’ny Baiboly?
Hazava aminao ny fampianaran’ny Baiboly raha dinihinao arakaraka ny foto-kevitra. Ahoana no anaovana izany?
Topy Maso Eran-tany
Loha hevitra: Ratsy ny mandona baolina amin’ny loha, loza ateraky ny fiara mandeha amin’ny herinaratra, vola lany noho ny hetraketraky ny natiora.
Natao Hodinihin’ny Mpianakavy
Ianaro amin’ity volana ity: Ny asa famoronan’Andriamanitra, ny niarovan’i Jonatana an’i Davida, ary ny Vavolombelon’i Jehovah any Myanmar.