MIFOHAZA! Desambra 2013 | Azo Atokisana ve ny Filazam-baovao?

Maro izao no tsy matoky intsony rehefa maheno vaovao. Ahoana no hahatonga anao halala-tsaina nefa koa tsy hatoky befahatany fotsiny?

Topy Maso Eran-tany

Loha hevitra: Mitady asa nefa tsy milaza ny diplaomany, setroka mahafaty, mpandeha an-tongotra varimbariana, sns.

MATOAN-DAHATSORATRA

Azo Atokisana ve ny Filazam-baovao?

Fantaro izay tokony hatao mba hahalalanao raha azo atokisana izay vaovao henonao sy vakinao.

TANY SY MPONINA

Fitsidihana An’i Brezila

Efa ho ny antsasak’i Amerika Atsimo ny velaran’i Brezila. Fantaro ato ny niavian’ny kolontsaina samihafa hita any.

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Jesosy

Andriamanitra ve i Jesosy? Oviana izy no teraka? Ary natsangana tamin’ny maty ve izy?

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Henoy Tsara ny Vadinao

Tianao ho tsapan’ny vadinao ve hoe tianao izy? Asehoy àry fa tena mihaino azy ianao. Ahoana moa izany?

Lasa Aiza àry Ireo Lolo Mivolomboasary?

Efa ela ny mpikaroka britanika no nandinika an’ireo lolo mivolomboasary. Fantatr’izy ireo izao hoe nahoana ireny lolo ireny no tsy hita tampoka isan-taona.

Fanondroana Foto-kevitra Tamin’ny Mifohaza! 2013

Fanondroana an’ireo lahatsoratra rehetra tamin’ny Mifohaza! 2013. Arakaraka ny foto-kevitra no nandaharana azy.

NISY NAMORONA VE?

Ny ADN

Lasa nantsoina hoe “ny disque dur matanjaka indrindra” ny ADN. Nahoana?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Ahoana no Hataoko Raha Misy Mifosa Aho?

Raha misy mifosa ianao, inona no azonao atao mba tsy hisy vokany be eo amin’ny fiainanao izany?

Inona no Tokony ho Fantatro Momba ny Hafatra Vetaveta?

Misy mampirisika anao handefa ny sarinao miboridana amin’ny alalan’ny telefaonina ve? Tsy mampaninona ve ny manao an’izany?

Nomen’i Farao Fahefana i Josefa

Ataovy ity kilalao ity, ka ianaro hoe nahoana ireo rahalahin’i Josefa no tsy tonga dia nahafantatra azy.