MIFOHAZA! Aogositra 2014 | Tsy Aleo ve Mihavana?
Betsaka ihany no mba te hihavana amin’ny olona manodidina azy, saingy tsy mahafehy tena sy mora tohina. Ahoana àry no azo ifandaminana?
MATOAN-DAHATSORATRA
Tsy Aleo ve Mihavana?
Tena mandaitra ny torohevitry ny Baiboly rehefa ampiharina. Na ny mpifahavalo aza lasa mpinamana be.
Topy Maso Eran-tany
Loha hevitra: Tablette atao solona boky, solika lazaina fa tsy mandoto ny tontolo iainana nefa mahafaty, Kristianina tsy mamaky Baiboly.
“Jereo Tsara ny Voro-manidina”
Inona no tian’i Jesosy hianarantsika rehefa niteny an’io izy?
FIANARANA AVY TAMIN’NY LASA
William Whiston
“Manam-pahaizana nalaza be izy nefa lasa halan’ny fiaraha-monina.” Nahoana?
FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY
Nofy avy Amin’Andriamanitra
Mbola mampita hafatra amin’ny alalan’ny nofy ve Andriamanitra ankehitriny?
NISY NAMORONA VE?
Ny Elatry ny Lolomboasary
Mainty ny lokon’ny elatry ny lolo sasany, nefa misy antony hafa koa mahatonga azy ho mora mandray sy mitahiry herin’ny masoandro.
Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet
Tanora Miresaka An’izay Tokony Hatao mba ho Salama
Mazoto homana be ve ianao, sady tsy dia tia manao spaoro? Asehon’ity video ity izay ataon’ny tanora sasany mba ho salama foana.