MIFOHAZA! Desambra 2014 | Inona no Tokony ho Fantatrao Momba ny Aretin-tsaina?

Tena mampalahelo ny olona voan’ny aretin-tsaina. Maro amin’izy ireny anefa no tsy te hanatona dokotera. Nahoana?

MATOAN-DAHATSORATRA

Inona no Tokony ho Fantatrao Momba ny Aretin-tsaina?

Torohevitra sivy natao hanampiana ny olona manana aretin-tsaina.

Topy Maso Eran-tany

Loha hevitra: Sifodranomasina ela velona, farihy malaza efa ho ritra, ny andro mampihetsika aretim-po indrindra.

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Mahaiza Mifandefitra

Ireto misy soso-kevitra 4 hanampy anareo mivady mba tsy hiady hevitra be, fa hiara-hitady vahaolana.

Gidro Kely Be Maso

Mahagaga fa ny mason’ilay gidro kely indray no ngeza noho ny atidohany!

FANADINADINANA

Manazava ny Finoany Ilay Manam-pahaizana Momba ny Kaonty

Nilaza ilay mpampianatra mpikaroka atao hoe Stephen Taylor, hoe tsy niditra fatiantoka mihitsy rehefa nianatra Baiboly fa nahazo tombony be aza.

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Ny Tany

Ho potika ve ny tany indray andro any?

Fanondroana ny Foto-kevitra Tamin’ny Mifohaza! 2014

Fanondroana an’ireo lahatsoratra rehetra tamin’ny Mifohaza! 2014. Arakaraka ny foto-kevitra no nandaharana azy.