NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Novambra 2015

Ho hitanao ao ny lahatsoratra hianarana manomboka ny 28 Desambra 2015 ka hatramin’ny 31 Janoary 2016.

Ampio ho Lasa Mpanompon’i Jehovah ny Zanakao, Fizarana 1

Misy toetran’i Jesosy telo hanampy anao hahay kokoa hampiofana ny zanakao.

Ampio ho Lasa Mpanompon’i Jehovah ny Zanakao, Fizarana 2

Ahoana no hanampianao ny zanakao tanora mba hanompo an’i Jehovah?

Fanontanian’ny Mpamaky

Inona no manaporofo fa natao fahirano vetivety fotsiny ny tanànan’i Jeriko dia resy?

Tahafo i Jehovah ka Miezaha ho Tia Manome

Asehon’ny Baiboly fa mety hisy antony tsara sy antony ratsy mahatonga ny olona hanome ny fotoanany sy ny heriny ary ny fananany.

Andriamanitra Fitiavana i Jehovah

Ahoana no ampisehoan’i Jehovah fa tia antsika olombelona izy?

‘Tia ny Namanao Tahaka ny Tenanao’ ve Ianao?

Afaka mampihatra ny tenin’i Jesosy ianao, ao an-tokantranonao sy eo anivon’ny fiangonana ary eny am-pitoriana.

Zato Taona Izay no Nitondra Ilay Fanjakana

Inona avy no nanampy antsika hitory ny Fanjakan’Andriamanitra?

FANTARO NY TANTARANTSIKA

“Aza Avela Hisy na Inona na Inona Hanakana Anareo”

Namela modely ho antsika ireo mpisava lalana tany Frantsa taoriana kelin’ny 1930, satria be zotom-po sy niaritra.