NY TILIKAMBO FIAMBENANA Janoary 2015 | Aiza no Misy Fanjakana Tsy Manao Kolikoly?

Maro ny olona milaza fa ny fanjakana no manao kolikoly be indrindra. Misy ihany ve anefa ny fanjakana tsy manao kolikoly?

MATOAN-DAHATSORATRA

Tonga Hatraiza ny Kolikoly?

Mety tsy hampoizinao mihitsy ny zava-misy.

MATOAN-DAHATSORATRA

Tsy Manao Kolikoly ny Fanjakan’Andriamanitra

Misy zavatra enina momba azy io manaporofo hoe tsy manao kolikoly mihitsy izy io.

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

Namaly ny Fanontaniako Rehetra ny Baiboly

Tsy nino an’Andriamanitra intsony i Mayli Gündel rehefa maty ny dadany. Inona no nanampy azy hilamin-tsaina sy hino an’Andriamanitra indray?

Ry Lehilahy, Aza Mampijaly Vady

Mbola tsy sambatra ihany ve ny vady aman-janakao, na dia efa mampidi-bola be ao an-trano aza ianao?

Fantatrao Ve?

Inona no dikan’ilay hoe “eonoka” na “tandapa” ao amin’ny Baiboly? Nahoana ny mpiandry ondry fahiny no nanasaraka ny ondry tamin’ny osy?

I Jesosy ve no Tokony Hivavahana?

I Jesosy mihitsy no nampianatra hoe iza no tokony hivavahantsika.

Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly

Andriamanitra ve no namorona antsika olombelona, sa avy amin’ny biby isika?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Miresaka Momba ny Fanambadian’ny Samy Lehilahy na Samy Vehivavy ve ny Baiboly?

Ilay namorona ny fanambadiana no tsy maintsy ho tena mahay hoe ahoana no hampaharitra sy hahasambatra ny fiarahan’olon-droa.